Faly izahay manasa anao hitsidika ny Stand Vaniala amin’ity hetsika ataon’Iarivo manakaiky vahoaka🎉. Ho hitanao eny ireo vokatra maro samihafa vitanay ary hisy dokotera ihany koa eny afaka manome torohevitra sy torolalana ho anao 👨‍⚕️👩‍⚕️. Raha te hanjifa ny Baume FOSA ihany koa ianao dia misy an’ireo karazany rehetra eny, ka tongava maro ary ! 🤗

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *